plt_tn/est/05/01.md

434 B

nahazo fankatoavana teo imasony izy

Ny teny hoe "maso" eto dia milaza ny fahitana ary sariteny hamaritana ny toetran'i Estera. DH: "faly taminy izy" na "nandray azy izy"

Notondroiny tamin'ny tehim-bolamena teny an-tanany izy

Nanao izany izy mba hampisehoana fa faly taminy izy.

nikasika ny tendron'ilay tehim-panjakana

Mety nataon'izany mba nampisehoana fa manajana ny fahefany sy fisaorana tamin'ny hatsaram-panahiny izy.