plt_tn/est/05/01.md

12 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nahazo fankatoavana teo imasony izy
Ny teny hoe "maso" eto dia milaza ny fahitana ary sariteny hamaritana ny toetran'i Estera. DH: "faly taminy izy" na "nandray azy izy"
# Notondroiny tamin'ny tehim-bolamena teny an-tanany izy
Nanao izany izy mba hampisehoana fa faly taminy izy.
# nikasika ny tendron'ilay tehim-panjakana
Mety nataon'izany mba nampisehoana fa manajana ny fahefany sy fisaorana tamin'ny hatsaram-panahiny izy.