# nahazo fankatoavana teo imasony izy Ny teny hoe "maso" eto dia milaza ny fahitana ary sariteny hamaritana ny toetran'i Estera. DH: "faly taminy izy" na "nandray azy izy" # Notondroiny tamin'ny tehim-bolamena teny an-tanany izy Nanao izany izy mba hampisehoana fa faly taminy izy. # nikasika ny tendron'ilay tehim-panjakana Mety nataon'izany mba nampisehoana fa manajana ny fahefany sy fisaorana tamin'ny hatsaram-panahiny izy.