plt_tn/est/03/14.md

454 B

Natao lalàna isaky ny faritany ny dika amin'ilay taratasy

DH: "Ireo manam-pahefana isaky ny faritany dia nanao dika mitovy tamin'ilay taratasy izay lasa lalàna"

faritany

hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.

nampahafantarina ny vahoaka rehetra isaky ny faritany rehetra

DH: "Nolazain'izy ireo ny vahoaka rehetra isaky ny faritany"

Efa voazara ... ihany koa

DH: "Nozarain'izy ireo ihany koa ilay lalàna"

tao anaty korontana

"tsy nilamina"