plt_tn/est/03/14.md

20 lines
454 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Natao lalàna isaky ny faritany ny dika amin'ilay taratasy
DH: "Ireo manam-pahefana isaky ny faritany dia nanao dika mitovy tamin'ilay taratasy izay lasa lalàna"
# faritany
hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.
# nampahafantarina ny vahoaka rehetra isaky ny faritany rehetra
DH: "Nolazain'izy ireo ny vahoaka rehetra isaky ny faritany"
# Efa voazara ... ihany koa
DH: "Nozarain'izy ireo ihany koa ilay lalàna"
# tao anaty korontana
"tsy nilamina"