# Natao lalàna isaky ny faritany ny dika amin'ilay taratasy DH: "Ireo manam-pahefana isaky ny faritany dia nanao dika mitovy tamin'ilay taratasy izay lasa lalàna" # faritany hadikao toy ny tao amin'ny 1:1. # nampahafantarina ny vahoaka rehetra isaky ny faritany rehetra DH: "Nolazain'izy ireo ny vahoaka rehetra isaky ny faritany" # Efa voazara ... ihany koa DH: "Nozarain'izy ireo ihany koa ilay lalàna" # tao anaty korontana "tsy nilamina"