plt_tn/est/03/08.md

20 lines
595 B
Markdown

# Misy vahoaka sasany
"vondron'olona." Izany dia manondro ireo Jiosy ho toy ny foko iray.
# miely sy miparitaka
"Izay mipetraka any amin'ny toerana samihafa"
# Faritany
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.
# tsy mahasoa ny mpanjaka ny famelana azy ireo hijanona
ny mpanjaka dia tsy tokony hamela azy ireo hijanona." DH:"ny mpanjaka dia tokony hanala azy ireo"
# handoa talenta volafotsy iray alina eo an-tanan'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka aho
Eto ny "tanana" dia manambara ireo lehilahy. "handoa" dia fomba fiteny izay midika fa hanakarama azy ireo. DH: "hanakarama ... an'ireo lehilahy"