# Misy vahoaka sasany "vondron'olona." Izany dia manondro ireo Jiosy ho toy ny foko iray. # miely sy miparitaka "Izay mipetraka any amin'ny toerana samihafa" # Faritany Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1. # tsy mahasoa ny mpanjaka ny famelana azy ireo hijanona ny mpanjaka dia tsy tokony hamela azy ireo hijanona." DH:"ny mpanjaka dia tokony hanala azy ireo" # handoa talenta volafotsy iray alina eo an-tanan'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka aho Eto ny "tanana" dia manambara ireo lehilahy. "handoa" dia fomba fiteny izay midika fa hanakarama azy ireo. DH: "hanakarama ... an'ireo lehilahy"