plt_tn/est/03/08.md

595 B

Misy vahoaka sasany

"vondron'olona." Izany dia manondro ireo Jiosy ho toy ny foko iray.

miely sy miparitaka

"Izay mipetraka any amin'ny toerana samihafa"

Faritany

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.

tsy mahasoa ny mpanjaka ny famelana azy ireo hijanona

ny mpanjaka dia tsy tokony hamela azy ireo hijanona." DH:"ny mpanjaka dia tokony hanala azy ireo"

handoa talenta volafotsy iray alina eo an-tanan'ny mpanao raharahan'ny mpanjaka aho

Eto ny "tanana" dia manambara ireo lehilahy. "handoa" dia fomba fiteny izay midika fa hanakarama azy ireo. DH: "hanakarama ... an'ireo lehilahy"