plt_tn/est/03/05.md

530 B

tsy nandohalika sy niankohoka

Nampiseho tsy fanajana ny toerana misy an'i Hamana ao amin'ny governemanta i Mordekay tamin'ny tsy fanaovana ireo fihetsika ireo.

feno fahatezerana izy

Eto ny fahatezeran'i Hamana dia resahina toy ny hoe zavatra afaka mameno ny tenany. DH: "niha tezitra mafy i Hamana"

Nandà ny hevitra hamono an'i Mordekay irery ihany izy

"Nolaviny ny famonona an'i Mordekay irery ihany." DH: "Naniry ny hamono olona maro hafa ankoatran'i Mordekay izy"

handringana ny Jiosy

"hamono ny Jiosy rehetra"