plt_tn/est/03/05.md

16 lines
530 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# tsy nandohalika sy niankohoka
Nampiseho tsy fanajana ny toerana misy an'i Hamana ao amin'ny governemanta i Mordekay tamin'ny tsy fanaovana ireo fihetsika ireo.
# feno fahatezerana izy
Eto ny fahatezeran'i Hamana dia resahina toy ny hoe zavatra afaka mameno ny tenany. DH: "niha tezitra mafy i Hamana"
# Nandà ny hevitra hamono an'i Mordekay irery ihany izy
"Nolaviny ny famonona an'i Mordekay irery ihany." DH: "Naniry ny hamono olona maro hafa ankoatran'i Mordekay izy"
# handringana ny Jiosy
"hamono ny Jiosy rehetra"