# tsy nandohalika sy niankohoka Nampiseho tsy fanajana ny toerana misy an'i Hamana ao amin'ny governemanta i Mordekay tamin'ny tsy fanaovana ireo fihetsika ireo. # feno fahatezerana izy Eto ny fahatezeran'i Hamana dia resahina toy ny hoe zavatra afaka mameno ny tenany. DH: "niha tezitra mafy i Hamana" # Nandà ny hevitra hamono an'i Mordekay irery ihany izy "Nolaviny ny famonona an'i Mordekay irery ihany." DH: "Naniry ny hamono olona maro hafa ankoatran'i Mordekay izy" # handringana ny Jiosy "hamono ny Jiosy rehetra"