plt_tn/est/02/17.md

28 lines
731 B
Markdown

# tian'ny mpanjaka
Izany dia fomba fanehom-pitiavana amin'ny fampiasana ny teny hoe "tia".
# nahazo fanekena sy fankasitrahana teo anatrehany
Ireo fomba fiteny ireo dia zavatra mitovy ihany ary samy manamafy ny haben'ny fankasitrahan'ny mpanjaka an'i Estera. DH: "tena nankasitrahiny tokoa"
# nosatrohiny satro-boninahitra teo amin'ny lohany
Nanao izany ny mpanjaka mba ampisehoana fa ho ataony mpanjaka vaviny izy.
# ''fanasan'i Estera,''
Mety manampy ny filazana fa izany no anaran'ilay firavoravoana. DH: "nantsoiny hoe: "''fanasan'i Estera,''
# fandoavan-ketra
"ny fanangonan-ketra"
# faritany
hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.
# fahalalahan-tanan'ny mpanjaka
"fanomezana izay ny mpanjaka ihany no afaka manome azy"