# tian'ny mpanjaka Izany dia fomba fanehom-pitiavana amin'ny fampiasana ny teny hoe "tia". # nahazo fanekena sy fankasitrahana teo anatrehany Ireo fomba fiteny ireo dia zavatra mitovy ihany ary samy manamafy ny haben'ny fankasitrahan'ny mpanjaka an'i Estera. DH: "tena nankasitrahiny tokoa" # nosatrohiny satro-boninahitra teo amin'ny lohany Nanao izany ny mpanjaka mba ampisehoana fa ho ataony mpanjaka vaviny izy. # ''fanasan'i Estera,'' Mety manampy ny filazana fa izany no anaran'ilay firavoravoana. DH: "nantsoiny hoe: "''fanasan'i Estera,'' # fandoavan-ketra "ny fanangonan-ketra" # faritany hadikao toy ny tao amin'ny 1:1. # fahalalahan-tanan'ny mpanjaka "fanomezana izay ny mpanjaka ihany no afaka manome azy"