plt_tn/est/02/17.md

731 B

tian'ny mpanjaka

Izany dia fomba fanehom-pitiavana amin'ny fampiasana ny teny hoe "tia".

nahazo fanekena sy fankasitrahana teo anatrehany

Ireo fomba fiteny ireo dia zavatra mitovy ihany ary samy manamafy ny haben'ny fankasitrahan'ny mpanjaka an'i Estera. DH: "tena nankasitrahiny tokoa"

nosatrohiny satro-boninahitra teo amin'ny lohany

Nanao izany ny mpanjaka mba ampisehoana fa ho ataony mpanjaka vaviny izy.

''fanasan'i Estera,''

Mety manampy ny filazana fa izany no anaran'ilay firavoravoana. DH: "nantsoiny hoe: "''fanasan'i Estera,''

fandoavan-ketra

"ny fanangonan-ketra"

faritany

hadikao toy ny tao amin'ny 1:1.

fahalalahan-tanan'ny mpanjaka

"fanomezana izay ny mpanjaka ihany no afaka manome azy"