plt_tn/est/02/12.md

24 lines
595 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy 12-14 dia fampahafantarana momban'ireo fomba fatao amin'ireo vehivavy izay lasa vadin'ny mpanjaka.
# arak'ireo didy amam-pitsipika ho an'ireo vehivavy
"atao mifanaraka amin'ny zavatra takiana amin'ireo vehivavy"
# fikarakarana hatsaram-batana
Natao ireo zavatra ireo mba hahatsara tarehy kokoa sy haha manitra ireo tovovavy.
# fikoloana endrika
Ampiasao ilay teny na fehezanteny izay efa nampiasaina tao amin'ny 2:3.
# nomena azy izay rehetra nilainy
"afaka nahazo izay rehetra niriany izy"
# lapa
Hadikao toy toy ny tao amin'ny 1:5;