# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy 12-14 dia fampahafantarana momban'ireo fomba fatao amin'ireo vehivavy izay lasa vadin'ny mpanjaka. # arak'ireo didy amam-pitsipika ho an'ireo vehivavy "atao mifanaraka amin'ny zavatra takiana amin'ireo vehivavy" # fikarakarana hatsaram-batana Natao ireo zavatra ireo mba hahatsara tarehy kokoa sy haha manitra ireo tovovavy. # fikoloana endrika Ampiasao ilay teny na fehezanteny izay efa nampiasaina tao amin'ny 2:3. # nomena azy izay rehetra nilainy "afaka nahazo izay rehetra niriany izy" # lapa Hadikao toy toy ny tao amin'ny 1:5;