plt_tn/est/02/12.md

595 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy 12-14 dia fampahafantarana momban'ireo fomba fatao amin'ireo vehivavy izay lasa vadin'ny mpanjaka.

arak'ireo didy amam-pitsipika ho an'ireo vehivavy

"atao mifanaraka amin'ny zavatra takiana amin'ireo vehivavy"

fikarakarana hatsaram-batana

Natao ireo zavatra ireo mba hahatsara tarehy kokoa sy haha manitra ireo tovovavy.

fikoloana endrika

Ampiasao ilay teny na fehezanteny izay efa nampiasaina tao amin'ny 2:3.

nomena azy izay rehetra nilainy

"afaka nahazo izay rehetra niriany izy"

lapa

Hadikao toy toy ny tao amin'ny 1:5;