plt_tn/est/02/08.md

32 lines
794 B
Markdown

# Rehefa nambara ny baiko sy didin'ny mpanjaka
DH: "Taorian'ny nandidian'ny mpanjaka azy ireo mba hitady vehivavy tsara tarehy"
# nambara
"nilazana"
# tovovavy maro no nentina
DH:"nitondra tovovavy maro izy ireo"
# lapa
Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5 izany.
# Napetraka teo ambany fiahian'i Hegay izy ireo
DH: "nanomboka nikarakara azy ireo i Hagay"
# Dia nentina tao an-dapan'ny mpanjaka koa i Estera ary napetraka tao ambany fiahian'i Hegay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy
DH: "nanomboka nikarakara an'i Estera ihany koa i Hagay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy rehefa nentin'izy ireo tao amin'ny lapa izy"
# nahafaly azy razazavavy, ka nahita sitraka taminy izy
Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy ny heviny ary manamafy ny haben'ny hafaliany"
# ilay tovovavy
"Estera"