plt_tn/est/02/08.md

794 B

Rehefa nambara ny baiko sy didin'ny mpanjaka

DH: "Taorian'ny nandidian'ny mpanjaka azy ireo mba hitady vehivavy tsara tarehy"

nambara

"nilazana"

tovovavy maro no nentina

DH:"nitondra tovovavy maro izy ireo"

lapa

Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5 izany.

Napetraka teo ambany fiahian'i Hegay izy ireo

DH: "nanomboka nikarakara azy ireo i Hagay"

Dia nentina tao an-dapan'ny mpanjaka koa i Estera ary napetraka tao ambany fiahian'i Hegay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy

DH: "nanomboka nikarakara an'i Estera ihany koa i Hagay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy rehefa nentin'izy ireo tao amin'ny lapa izy"

nahafaly azy razazavavy, ka nahita sitraka taminy izy

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy ny heviny ary manamafy ny haben'ny hafaliany"

ilay tovovavy

"Estera"