# Rehefa nambara ny baiko sy didin'ny mpanjaka DH: "Taorian'ny nandidian'ny mpanjaka azy ireo mba hitady vehivavy tsara tarehy" # nambara "nilazana" # tovovavy maro no nentina DH:"nitondra tovovavy maro izy ireo" # lapa Hadikao toy ny tao amin'ny 1:5 izany. # Napetraka teo ambany fiahian'i Hegay izy ireo DH: "nanomboka nikarakara azy ireo i Hagay" # Dia nentina tao an-dapan'ny mpanjaka koa i Estera ary napetraka tao ambany fiahian'i Hegay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy DH: "nanomboka nikarakara an'i Estera ihany koa i Hagay, ilay mpiandraikitra ny vehivavy rehefa nentin'izy ireo tao amin'ny lapa izy" # nahafaly azy razazavavy, ka nahita sitraka taminy izy Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy ny heviny ary manamafy ny haben'ny hafaliany" # ilay tovovavy "Estera"