plt_tn/est/01/13.md

16 lines
551 B
Markdown

# izay mahafantatra ny andro
"Ireo izay mahatakatra ireo zava-nitranga teo amin'ny fiainan'izy ireo"
# fa izany no fanaon'ny mpanjaka manoloana an'ireo rehetra manam-pahaizana manokana amin'ny lalàna sy ny fitsaràna
Izany dia fampahafantarana ny antony niantson'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo
# fito
7
# "Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?"
mety manampy ny flazana hoe iza ilay manontany. DH: "Hoy ny mpanjaka tamin'izy ireo hoe: ""Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?"