# izay mahafantatra ny andro "Ireo izay mahatakatra ireo zava-nitranga teo amin'ny fiainan'izy ireo" # fa izany no fanaon'ny mpanjaka manoloana an'ireo rehetra manam-pahaizana manokana amin'ny lalàna sy ny fitsaràna Izany dia fampahafantarana ny antony niantson'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo # fito 7 # "Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?" mety manampy ny flazana hoe iza ilay manontany. DH: "Hoy ny mpanjaka tamin'izy ireo hoe: ""Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?"