plt_tn/est/01/13.md

551 B

izay mahafantatra ny andro

"Ireo izay mahatakatra ireo zava-nitranga teo amin'ny fiainan'izy ireo"

fa izany no fanaon'ny mpanjaka manoloana an'ireo rehetra manam-pahaizana manokana amin'ny lalàna sy ny fitsaràna

Izany dia fampahafantarana ny antony niantson'ny mpanjaka ireo lehilahy ireo

fito

7

"Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?"

mety manampy ny flazana hoe iza ilay manontany. DH: "Hoy ny mpanjaka tamin'izy ireo hoe: ""Araka ny fanarahan-dalàna ... nentin'ireo manam-boninahitra teo aminy?"