plt_tn/est/01/09.md

16 lines
411 B
Markdown

# Tamin'ny andro fahafito
taorian'ny 6 andro
# nahatsiaro faly ny fon'ny mpanjaka nohon'ny divay
Eto ny "fo" dia manondro ny mpanjaka, ary ny "faly" dia fomba fiteny izay midika hoe mamo. DH: "mamon'ny divay ilay mpanjaka"
# ireo manam-boninahitra fito nanompo teo anoloany
Izany dia fampahafantarana entina hanazavana hoe iza ireo lehilahy ireo.
# manaitra loatra ny endriny
"izy dia tena tsara tarehy"