plt_tn/est/01/09.md

411 B

Tamin'ny andro fahafito

taorian'ny 6 andro

nahatsiaro faly ny fon'ny mpanjaka nohon'ny divay

Eto ny "fo" dia manondro ny mpanjaka, ary ny "faly" dia fomba fiteny izay midika hoe mamo. DH: "mamon'ny divay ilay mpanjaka"

ireo manam-boninahitra fito nanompo teo anoloany

Izany dia fampahafantarana entina hanazavana hoe iza ireo lehilahy ireo.

manaitra loatra ny endriny

"izy dia tena tsara tarehy"