# Tamin'ny andro fahafito taorian'ny 6 andro # nahatsiaro faly ny fon'ny mpanjaka nohon'ny divay Eto ny "fo" dia manondro ny mpanjaka, ary ny "faly" dia fomba fiteny izay midika hoe mamo. DH: "mamon'ny divay ilay mpanjaka" # ireo manam-boninahitra fito nanompo teo anoloany Izany dia fampahafantarana entina hanazavana hoe iza ireo lehilahy ireo. # manaitra loatra ny endriny "izy dia tena tsara tarehy"