plt_tn/est/01/07.md

579 B

Naroso tamin'ny kapoaka volamena ny zava-pisotro

DH: "Ireo vahiny dia nisotro divay tamin'ny kapoaka volamena

betsaka tokoa ny divaim-panjakana nohon'ny fahalalan-tanan'ny mpanjaka

"ilay mpanjaka dia tena nalala-tanana tokoa tamin'ny divaim-panjakana"

Malala-tanana

"Manana fahavononana lehibe hizara"

Tsy misy faneriterena

Tsy misy na iray aza noterena hisotro

Nanome baiko ny mpiasa rehetra tao an-dapany ny mpanjaka mba hanao izay rehetra irin'ny vahiny tsirairay

Izany dia midika fa niteny ireo mpiasany ny mpanjaka mba hanome divay izay lanin'ireo vahiny