plt_tn/est/01/07.md

20 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Naroso tamin'ny kapoaka volamena ny zava-pisotro
DH: "Ireo vahiny dia nisotro divay tamin'ny kapoaka volamena
# betsaka tokoa ny divaim-panjakana nohon'ny fahalalan-tanan'ny mpanjaka
"ilay mpanjaka dia tena nalala-tanana tokoa tamin'ny divaim-panjakana"
# Malala-tanana
"Manana fahavononana lehibe hizara"
# Tsy misy faneriterena
Tsy misy na iray aza noterena hisotro
# Nanome baiko ny mpiasa rehetra tao an-dapany ny mpanjaka mba hanao izay rehetra irin'ny vahiny tsirairay
Izany dia midika fa niteny ireo mpiasany ny mpanjaka mba hanome divay izay lanin'ireo vahiny