# Naroso tamin'ny kapoaka volamena ny zava-pisotro DH: "Ireo vahiny dia nisotro divay tamin'ny kapoaka volamena # betsaka tokoa ny divaim-panjakana nohon'ny fahalalan-tanan'ny mpanjaka "ilay mpanjaka dia tena nalala-tanana tokoa tamin'ny divaim-panjakana" # Malala-tanana "Manana fahavononana lehibe hizara" # Tsy misy faneriterena Tsy misy na iray aza noterena hisotro # Nanome baiko ny mpiasa rehetra tao an-dapany ny mpanjaka mba hanao izay rehetra irin'ny vahiny tsirairay Izany dia midika fa niteny ireo mpiasany ny mpanjaka mba hanome divay izay lanin'ireo vahiny