plt_tn/est/01/01.md

641 B

Tamin'ny andron'i Ahasoerosy

"Tamin'ny fotoanan'i Ahasoerosy" na "Tamin'ny nanjakan'i Ahasoerosy"

Ahasoerosy no nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, nanenika ny faritany 127

Izany dia fanampim-panazavana hanampiana ny mpamaky ahafantatra an'i Ahasoerosy.

127

"fito amby roapolo amby zato"

nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany

Eto ny "ny seza fiandrianana" dia mety manondro ny nanjakany. DH: "nanjaka"

fiarovana mafy

Rova, Manda na tanàna voaaro

Sosana

Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana

faritany

Ny "faritany" dia velaran-tany eo amin'ireo firenena izy notsinjaraina nohon'ny tetikasan'ny governemanta