# Tamin'ny andron'i Ahasoerosy "Tamin'ny fotoanan'i Ahasoerosy" na "Tamin'ny nanjakan'i Ahasoerosy" # Ahasoerosy no nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, nanenika ny faritany 127 Izany dia fanampim-panazavana hanampiana ny mpamaky ahafantatra an'i Ahasoerosy. # 127 "fito amby roapolo amby zato" # nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany Eto ny "ny seza fiandrianana" dia mety manondro ny nanjakany. DH: "nanjaka" # fiarovana mafy Rova, Manda na tanàna voaaro # Sosana Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana # faritany Ny "faritany" dia velaran-tany eo amin'ireo firenena izy notsinjaraina nohon'ny tetikasan'ny governemanta