plt_tn/est/01/01.md

28 lines
641 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny andron'i Ahasoerosy
"Tamin'ny fotoanan'i Ahasoerosy" na "Tamin'ny nanjakan'i Ahasoerosy"
# Ahasoerosy no nanjaka hatrany India ka hatrany Etiopia, nanenika ny faritany 127
Izany dia fanampim-panazavana hanampiana ny mpamaky ahafantatra an'i Ahasoerosy.
# 127
"fito amby roapolo amby zato"
# nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany
Eto ny "ny seza fiandrianana" dia mety manondro ny nanjakany. DH: "nanjaka"
# fiarovana mafy
Rova, Manda na tanàna voaaro
# Sosana
Tanàn-dehiben'ireo mpanjaka Persana
# faritany
Ny "faritany" dia velaran-tany eo amin'ireo firenena izy notsinjaraina nohon'ny tetikasan'ny governemanta