plt_tn/eph/05/01.md

640 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Paoly manohy milaza ireo mpino ny tokony sy tsy tokony hiainan'izy ireo tahaka ny zanak' Andriamanitra.

Noho izany aoka ho mpaka tahaka an' Andriamanitra

''Noho izany dia tokony hanao izay ataon' Andriamanitra ianareo.'' Ny noho izany dia mitodika any amin'ny 4:31 izay milaza ny antony tokony hakan'ireo mpino tahaka an'Andriamanitra, satria kristy namela ireo mpino.

tahaka ny zanaka malala

Andriamanitra dia maniry antsika ny haka tahaka na hanaraka Azy satria zanany isika. DH: ''tahaka ny zanaka malala maka tahaka ny rain'izy ireo'' na '"satria zanany ianareo ary tia anareo fatratra Izy"