# Fampifandraisana ny foto-kevitra Paoly manohy milaza ireo mpino ny tokony sy tsy tokony hiainan'izy ireo tahaka ny zanak' Andriamanitra. # Noho izany aoka ho mpaka tahaka an' Andriamanitra ''Noho izany dia tokony hanao izay ataon' Andriamanitra ianareo.'' Ny noho izany dia mitodika any amin'ny 4:31 izay milaza ny antony tokony hakan'ireo mpino tahaka an'Andriamanitra, satria kristy namela ireo mpino. # tahaka ny zanaka malala Andriamanitra dia maniry antsika ny haka tahaka na hanaraka Azy satria zanany isika. DH: ''tahaka ny zanaka malala maka tahaka ny rain'izy ireo'' na '"satria zanany ianareo ary tia anareo fatratra Izy"