plt_tn/eph/05/01.md

12 lines
640 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly manohy milaza ireo mpino ny tokony sy tsy tokony hiainan'izy ireo tahaka ny zanak' Andriamanitra.
# Noho izany aoka ho mpaka tahaka an' Andriamanitra
''Noho izany dia tokony hanao izay ataon' Andriamanitra ianareo.'' Ny noho izany dia mitodika any amin'ny 4:31 izay milaza ny antony tokony hakan'ireo mpino tahaka an'Andriamanitra, satria kristy namela ireo mpino.
# tahaka ny zanaka malala
Andriamanitra dia maniry antsika ny haka tahaka na hanaraka Azy satria zanany isika. DH: ''tahaka ny zanaka malala maka tahaka ny rain'izy ireo'' na '"satria zanany ianareo ary tia anareo fatratra Izy"