plt_tn/eph/03/03.md

20 lines
709 B
Markdown

# araka ny fanambarana nampahafantarina ahy
DH: ''araka ny nolazain'Andriamanitra tamiko''
# momba izay nosoratako fohifohy taminareo
Paoly maneho taratasy hafa izay nosoratany ho an'ireo olona ireo.
# Tamin'ireo taranaka hafa dia tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany
DH: ''Tany aloha Andriamanitra dia tsy nampahafantatra ireo zavatra ireo tamin'ny olona''
# Fa ankehitriny kosa izany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fanahy
DH: ''Fa ankehitriny nambaran'ny Fanahy izany'' na ''Fa ankehitriny nampahafantarin'ny Fanahy izany''
# ireo apostoly sy ireo mpaminaniny izay voatokana ho amin'ity asa ity
''ireo apostoly sy ireo mpaminany izay natokan' Andriamanitra hanao ity asa ity''