# araka ny fanambarana nampahafantarina ahy DH: ''araka ny nolazain'Andriamanitra tamiko'' # momba izay nosoratako fohifohy taminareo Paoly maneho taratasy hafa izay nosoratany ho an'ireo olona ireo. # Tamin'ireo taranaka hafa dia tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany DH: ''Tany aloha Andriamanitra dia tsy nampahafantatra ireo zavatra ireo tamin'ny olona'' # Fa ankehitriny kosa izany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fanahy DH: ''Fa ankehitriny nambaran'ny Fanahy izany'' na ''Fa ankehitriny nampahafantarin'ny Fanahy izany'' # ireo apostoly sy ireo mpaminaniny izay voatokana ho amin'ity asa ity ''ireo apostoly sy ireo mpaminany izay natokan' Andriamanitra hanao ity asa ity''