plt_tn/eph/03/03.md

709 B

araka ny fanambarana nampahafantarina ahy

DH: ''araka ny nolazain'Andriamanitra tamiko''

momba izay nosoratako fohifohy taminareo

Paoly maneho taratasy hafa izay nosoratany ho an'ireo olona ireo.

Tamin'ireo taranaka hafa dia tsy natao fantatry ny zanak'olombelona izany marina izany

DH: ''Tany aloha Andriamanitra dia tsy nampahafantatra ireo zavatra ireo tamin'ny olona''

Fa ankehitriny kosa izany dia nambara tamin'ny alalan'ny Fanahy

DH: ''Fa ankehitriny nambaran'ny Fanahy izany'' na ''Fa ankehitriny nampahafantarin'ny Fanahy izany''

ireo apostoly sy ireo mpaminaniny izay voatokana ho amin'ity asa ity

''ireo apostoly sy ireo mpaminany izay natokan' Andriamanitra hanao ity asa ity''