plt_tn/eph/02/01.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Paoly mampatsiahy ireo mpino ny lasan'izy ireo sy ny fomba fiainan'izy ireo eo anatrehan' Andriamanitra ankehitriny.
# maty tao anatin'ny fahadisoanareo sy ny fahotanareo ianareo
Ity dia mampiseho ny tsy fahafahan'ny olona mankatoa an'Andriamanitra amin'ny maha-mpanota azy ireo tahaka ny olona maty tsy afaka mamaly ara-batana.
# araka ny fomban'izao tontolo izao
Ireo apostoly koa dia nampiasa ny hoe ''izao tontolo izao'' mba hanehoana ny fitondrantena feno fitiavan-tana sy ny soatoavina mahatsiravina ataon'ny olona eto amin'izao tontolo izao. DH: ''araka ny soatoavin'ny olona miaina eto amin'izao tontolo izao'' na ''manaraka ireo fitsipk'izao tontolo ankehitriny izao''
# mpanapaka ireo fahefana eny amin'ny rivotra
Ity dia maneho ny devoly na Satana.
# ilay fanahy izay miasa
''ilay fanahin'ny Satana, izay miasa''
# fanirian'ny nofo sy ny saina
Ny teny hoe ''nofo'' sy ''saina'' dia maneho ny maha-olona manontolo.
# zanaky ny fahatezerana
ny olona izay tezeran'Andriamanitra