plt_tn/eph/01/09.md

557 B

araka izay tiany

Ireo dika azo heverina: 1) ''satria tiany ampahafantarina antsika izany'' 2) ''izay tiany''

sy izay nasehony tao amin'i Kristy

''ary nasehony tao amin'i Kristy io tanjona io''

tao amin'i Kristy

''tamin'ny alalan'i kristy''

niaraka tamin'ny fandaharana iray

Afaka atao fehezanteny vaovao eto. DH: ''Nanao izany niaraka tamin'ny fandaharana iray Izy'' na ''Nanao izany Izy, nieritreritra fandaharana iray''

amin'ny fahafenoan'ny fotoana

''amin'ny hoe rahoviana ny fotoana mety'' na ''amin'ny fotoana izay efa voatendriny''