plt_tn/eph/01/09.md

20 lines
557 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# araka izay tiany
Ireo dika azo heverina: 1) ''satria tiany ampahafantarina antsika izany'' 2) ''izay tiany''
# sy izay nasehony tao amin'i Kristy
''ary nasehony tao amin'i Kristy io tanjona io''
# tao amin'i Kristy
''tamin'ny alalan'i kristy''
# niaraka tamin'ny fandaharana iray
Afaka atao fehezanteny vaovao eto. DH: ''Nanao izany niaraka tamin'ny fandaharana iray Izy'' na ''Nanao izany Izy, nieritreritra fandaharana iray''
# amin'ny fahafenoan'ny fotoana
''amin'ny hoe rahoviana ny fotoana mety'' na ''amin'ny fotoana izay efa voatendriny''