# araka izay tiany Ireo dika azo heverina: 1) ''satria tiany ampahafantarina antsika izany'' 2) ''izay tiany'' # sy izay nasehony tao amin'i Kristy ''ary nasehony tao amin'i Kristy io tanjona io'' # tao amin'i Kristy ''tamin'ny alalan'i kristy'' # niaraka tamin'ny fandaharana iray Afaka atao fehezanteny vaovao eto. DH: ''Nanao izany niaraka tamin'ny fandaharana iray Izy'' na ''Nanao izany Izy, nieritreritra fandaharana iray'' # amin'ny fahafenoan'ny fotoana ''amin'ny hoe rahoviana ny fotoana mety'' na ''amin'ny fotoana izay efa voatendriny''