plt_tn/ecc/11/01.md

892 B

Alefaso eny ambonin'ny rano ny mofonao, fa ho hitanao indray izany afaka andro maromaro.

Mety midika 1) fa ny olona iray dia tokony halalan-tanana amin'ireo fananany ary avy eo mandray fahalalan-tanana avy amin'ny hafa(UDB) na 2) fa ny olona iray dia tokony hanome ny fananany rehetra ary hampisy tombony avy amin'izany.

Zarao amin'ny olona fito izany, na dia olona valo aza

Mety midika 1) mizara fananana amin'ny olona maro, na 2) manome ny fanananao rehetra amin'ny toerana isan-karazany.

fito, na dia olona

D.H: "7, na dia 8" na "mizara"

izay hahatongavan'ireo loza amin'ny tany

Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika eo "amin'izao tontolo izao" na "ao amin'ny fiaraha-monina."

manafoana izany eny amin'ny tany ireny

Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika "eto ambonin'ny tany"

mankany atsimo na mankany avaratra

D.H: "amin'ny toro-dalana rehetra"