plt_tn/ecc/11/01.md

24 lines
892 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Alefaso eny ambonin'ny rano ny mofonao, fa ho hitanao indray izany afaka andro maromaro.
Mety midika 1) fa ny olona iray dia tokony halalan-tanana amin'ireo fananany ary avy eo mandray fahalalan-tanana avy amin'ny hafa(UDB) na 2) fa ny olona iray dia tokony hanome ny fananany rehetra ary hampisy tombony avy amin'izany.
# Zarao amin'ny olona fito izany, na dia olona valo aza
Mety midika 1) mizara fananana amin'ny olona maro, na 2) manome ny fanananao rehetra amin'ny toerana isan-karazany.
# fito, na dia olona
D.H: "7, na dia 8" na "mizara"
# izay hahatongavan'ireo loza amin'ny tany
Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika eo "amin'izao tontolo izao" na "ao amin'ny fiaraha-monina."
# manafoana izany eny amin'ny tany ireny
Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika "eto ambonin'ny tany"
# mankany atsimo na mankany avaratra
D.H: "amin'ny toro-dalana rehetra"