# Alefaso eny ambonin'ny rano ny mofonao, fa ho hitanao indray izany afaka andro maromaro. Mety midika 1) fa ny olona iray dia tokony halalan-tanana amin'ireo fananany ary avy eo mandray fahalalan-tanana avy amin'ny hafa(UDB) na 2) fa ny olona iray dia tokony hanome ny fananany rehetra ary hampisy tombony avy amin'izany. # Zarao amin'ny olona fito izany, na dia olona valo aza Mety midika 1) mizara fananana amin'ny olona maro, na 2) manome ny fanananao rehetra amin'ny toerana isan-karazany. # fito, na dia olona D.H: "7, na dia 8" na "mizara" # izay hahatongavan'ireo loza amin'ny tany Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika eo "amin'izao tontolo izao" na "ao amin'ny fiaraha-monina." # manafoana izany eny amin'ny tany ireny Eto ny andian-teny "eo amin'ny tany" dia midika "eto ambonin'ny tany" # mankany atsimo na mankany avaratra D.H: "amin'ny toro-dalana rehetra"