plt_tn/ecc/09/01.md

12 lines
399 B
Markdown

# Fa nieritreritra ny momba izany rehetra izany tato an-tsaiko aho
D.H: "nieritreritraz lalina ny momba izany rehetra izany aho."
# Eo am-pelatanan'Andriamanitra avokoa izy rehetra
Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ny "marina sy ny olo-marina" toy ny " asan'izy ireo"
# Eo am-pelatanan'Andriamanitra
Eto ny teny "tanana" dia maneho ny hery sy fahefana. D.H: "eo ambany fifehezan'Andriamanitra"