plt_tn/ecc/09/01.md

399 B

Fa nieritreritra ny momba izany rehetra izany tato an-tsaiko aho

D.H: "nieritreritraz lalina ny momba izany rehetra izany aho."

Eo am-pelatanan'Andriamanitra avokoa izy rehetra

Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ny "marina sy ny olo-marina" toy ny " asan'izy ireo"

Eo am-pelatanan'Andriamanitra

Eto ny teny "tanana" dia maneho ny hery sy fahefana. D.H: "eo ambany fifehezan'Andriamanitra"