# Fa nieritreritra ny momba izany rehetra izany tato an-tsaiko aho D.H: "nieritreritraz lalina ny momba izany rehetra izany aho." # Eo am-pelatanan'Andriamanitra avokoa izy rehetra Eto ny teny "izy ireo" dia maneho ny "marina sy ny olo-marina" toy ny " asan'izy ireo" # Eo am-pelatanan'Andriamanitra Eto ny teny "tanana" dia maneho ny hery sy fahefana. D.H: "eo ambany fifehezan'Andriamanitra"