plt_tn/ecc/07/10.md

515 B

oana ireo andro fahiny no tsara kokoa noho ireto?

Mangataka ity fanontaniana ity ny olona mba hitarainana mahakasika ny ankehitriny. D.H: "tsara kokoa ireo zavatra fahiny noho ny ireo ankehitriny."

tsy noho ny fahendrena raha manontany io fanontaniana io ianao.

Manao ity fanambarana ity ny olona tsy hampitahaina ny ankehitiriny sy ny taloha ara-lojika, saingy foto-kevitra. D.H: "Raha hendry ianao tsy mametraka ity fanontaniana ity" na "fametrahana ity fanontaniana ity dia mampiseho fa tsy hendry ianao"